Ireto misy zavatra vitsivitsy tsara ho fantatra ho an’ny fikirakirana sary amin’ny ankapobeny:
- Refin’ny sary
Ny sary rehetra dia voatahiry anaty mahitsizoro. Ny sakany sy ny haavony izany no andrefesana azy. Misy karazany roa ny ventin-drefy miasa: ny pixels sy ny santimetatra. Ny resolution dia ny isan’ny pixels isaky ny santimetatra.
Raha azo alehibiazina na akelezina ny fijery ny sary (zoom), dia iray ihany ny tena refiny, ilay rehefa 100% ny zoom. Na izany aza afaka ovaina io refy io araka ny ilana azy.
- Hazavana, contraste, gamma
- Histogramme
- retournement, rotation, redimensionnement
- effets (flou, sns)
- Ny calques
Saika mampiasa calques daholo ny rindrankajy fikirakirana sary rehetra. Ny calque dia toy ny takelaka mangarahara iray na maro, misy sary na soratra, ampifanosenina ambony-ambany, ka ny fitambarany dia manome sary toy ny iray.
- Fitaovana fitsongana
Matetika dia ahitana ireto telo ireto ny fitsongana:
- Fitaovana fanoritana