Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/8/818a3cdbaae795614af829ea62ea12e8.xhtml failed

Ireto misy zavatra vitsivitsy tsara ho fantatra ho an'ny fikirakirana sary amin'ny ankapobeny: **- Refin'ny sary** Ny sary rehetra dia voatahiry anaty mahitsizoro. Ny sakany sy ny haavony izany no andrefesana azy. Misy karazany roa ny ventin-drefy miasa: ny [[pixels]] sy ny santimetatra. Ny **resolution** dia ny isan'ny pixels isaky ny santimetatra. Raha azo alehibiazina na akelezina ny fijery ny sary (zoom), dia iray ihany ny tena refiny, ilay rehefa 100% ny zoom. Na izany aza afaka ovaina io refy io araka ny ilana azy. **- Hazavana, contraste, gamma** **- Histogramme** **- retournement, rotation, redimensionnement** **- effets (flou, sns)** **- Ny calques** Saika mampiasa calques daholo ny rindrankajy fikirakirana sary rehetra. Ny calque dia toy ny takelaka mangarahara iray na maro, misy sary na soratra, ampifanosenina ambony-ambany, ka ny fitambarany dia manome sary toy ny iray. * fangaraharany (transparence): indraindray ny fahamatrohana (opacite) no resahina. Io dia ilazana ny fahatanterahan'ny hazavana an'ilay calque, ka ahafahana mahita ny sary ao ambadikany.\\ * ho an'ny rindrankajy sasany izy mety ho [[BitmapVectoriel|bitmap]] na [[BitmapVectoriel|vectoriel]].\\ * afaka aseho izy na afenina, ampifamadihana ny ambony sy ambany, sns. mba tsy hahavery anefa dia tsara omena anarana tsirairay izy.\\ * afaka kirakiraina toy ny sary iray manokana ny sary eo aminy. **- Fitaovana fitsongana** Matetika dia ahitana ireto telo ireto ny fitsongana: * Fitsongana mahitsizoro * lasso: fitsongana izay faritra faritana amin'ny totozy * rantsankazo majika: mitsonga ny faritra mitovy loko **- Fitaovana fanoritana** * pensily * penina * sary jeometrika * airbrush * sinin-doko * fanampiana soratra * gaoma

 

hikirakirasary.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43