Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/4/4c4d28506a4347710fb21a77ab0dd6bc.xhtml failed

HTML

Hypertext Markup Language dia langage avy amin’ny SGML fa natokana hanoratana ny page web. Mampiasa balise maromaro izy izay efa voafaritra anatin’ny DTD ny fomba fampiasana azy. Ny W3C no miandraikitra ny fanaparihahana azy. Raha te handalina dia afaka mijery ny sehatra W3C : http://www.w3.org/

Nisy lesoka anefa ny HTML raha jerena ny tanjaky ny XML ankehitriny. Noho izay antony izay no nampisy ny XHTML izay XML aloha voalohany indrindra nefa koa mbola afaka manaraka ny fepetra hananan’ny HTML 4 (backward compatibility). Ny W3C dia mamporisika ny hampiasana XHTML.

Ohatra

Toy izao ny endriky ny balise HTML :


<H1>Zavatra tiana aseho</H1>

H1 eto dia balise HTML anankiray <H1> ny manokatra azy moa </H1> ny manidy. (Azo tohizana ...)

Ity misy tutorial kely tsotsotra momba ny HTML: Tuto HTML

Karazana editeur HTML

Jereo ihany koa

Rohy isan-karazany

Ity misy rohy ahafahanao mianatra ireo kirakira isan-karazany mety hohita amin’ny fanamboarana tranonkala

 

html.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43