Ny wiki ifg moa dia entin’ny motera dokuwiki. Eto àry ny tantaran’ny fanovana natao taminy, ny tanjona dia ny mba hahamora ny fikojakojana isan-karazany.
Ny repertoire data (wiki/data) no mila sauvegarder-na voalohany
ny theme: ao anatin’ny repertoire ifg_theme_1 (wiki/lib/tpl/ifg_theme_1) daholo ny rehetra. Nisy fanovana koa ny inc/html.php izay nampiana fonctions anankiroa.
Mila tehirizina koa ny lisitry ny plugins (wiki/lib/plugins) napetraka. Ireto izao no ao :
searchindex
box
backlinks
Ireto koa no mila sauvegarder-na: repertoire conf (wiki/conf) , inc/lang/mg (wiki/inc/lang/mg)
Ny fichier
conf/local.php (wiki/conf/) no mitantana tanteraka ny SSO —
hery 2006/03/28 12:29
Marsa 2006
Natao upgrade ny dokuwiki, nisy fanamboarana ny
SSO sy ny
toolbar vaovao —
Lapino 2006/03/30 12:12
-
-
Nampifandray ny authentification ampiasaina amin’ny drupal sy ny dokuwiki (
SSO) — Hery