Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/6/6293004c2e15c422e3df4e32aa6b2694.xhtml failed

Clean URL : DokuWiki

Nanova ny tao anaty fichier dokuwiki.php (wiki/conf) ho lasa toy izao :

Mampiasa ny URL Rewriting an’i DokuWiki ihany aloha.

/* Advanced Options */
$conf['userewrite']  = 2;                //this makes nice URLs: 0: off 1: .htaccess 2: internal

Fanamarihana

Raha ny tokony ho izy dia atao 1 no tena tsara, izany hoe mampiasa .htaccess fa tsy mety mandeha fa mahazo erreur 500 foana.

Mety misy fika ato http://bugs.splitbrain.org/index.php?do=details&id=292 fa mbola tsy nojereko tsara. — fraz 2006/03/28 15:15

 

ifgdokuwiki/cleanurl.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43