Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/c/cf060b128e4f2684b48d9be208b07834.xhtml failed

Fanamboarana ny toolbar vaovao

Nampiana bokotra ny toolbar amin’ny wiki araka izao hita amin’ny sary izao:

:ifgdokuwiki:toolbar.gif

Fandaminana natao hi-adapter-na azy

Ny fonctions manamboatra ny smileys ihany no miasa, ka mitondra anarana smileys daholo izany izy rehetra any. Eo amin’ny fanamboarana ny toolbar no nozaraina roa izy: tb_smileys (ho an’ireo smileys) sy tb_persoicons (ho an’ireo bokotra rindrankajy). Noho izany dia ireto ny rakitra sy repertoires ilaina:

Ho an’ny toolbar smileys:

  • /lib/images/tb_smileys : rep asiana ny sarisary smileys hapoitra amin’ny toolbar
  • /conf/tb_smileys.conf : rakitra asiana ny config-n’ny smileys

Ho an’ny toolbar persoicons:

  • /lib/images/tb_persoicons : rep asiana ny sarisary icones perso hapoitra amin’ny toolbar
  • /conf/tb_persoicons.conf : rakitra asiana ny config-n’ny icones perso

Ho an’ilay tena manapoitra ny sary :

  • /lib/images/smileys : rep asiana ny sarisary smileys rehetra
  • /conf/smileys.conf : rakitra asiana ny config-n’ny smileys

Ireo roa voalohany izany ho an’ny toolbar irery, ilay farany ho an’izy rehetra. Izany hoe misy dika in-2 daholo ny sary rehetra, sy ny config. Raha tsorina izany dia: smileys = tb_smileys + tb_persoicons na amin’ny fichiers na amin’ny config.

Somary mifangaro ihany ilay izy satria noho ny anaran’ny fonctions sy fichiers ary repertoires, fa izay no fomba hita aloha hanaovana azy :-)

Rakitra hafa nampiana: /lib/images/toolbar/rindrankajy.gif (ilay sary disket kely io)

Fanovana wiki/inc/toolbar.php

// line 152
      array(
            'type'   => 'picker',
            'title'  => $lang['qb_smileys'],
            'icon'   => 'smiley.png',
            'list'   => getTbSmileys(),
            'icobase'=> 'tb_smileys',
           ),
      array(
            'type'   => 'picker',
            'title'  => 'Rindrankajy', //$lang['qb_persoicons'],
            'icon'   => 'rindrankajy.gif',
            'list'   => getPersoIcons(),
            'icobase'=> 'tb_persoicons',
           ),

Fanovana wiki/inc/confutils.php

// line 82
 
function getTbSmileys() {
  static $tb_smileys = NULL;
  if ( !$tb_smileys ) {
    $tb_smileys = confToHash(DOKU_CONF.'tb_ smileys.conf');
  }
  return $tb_smileys;
}
 
function getPersoIcons() {
  static $persoicons = NULL;
  if ( !$persoicons ) {
    $persoicons = confToHash(DOKU_CONF.'tb_persoicons.conf');
    if (@file_exists(DOKU_CONF.'tb_persoicons.local.conf')) {
      $local = confToHash(DOKU_CONF.'tb_persoicons.local.conf');
      $persoicons = array_merge($persoicons, $local);
    }
  }
  return $persoicons;
}
 

ifgdokuwiki/toolbar.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43