Database

Ireo table sy ny asany.

- Route : Ahitana an’ireo zotra isan-karazany na koa hoe ligne

- Direction : Ity izany no terminus ohatra hoe Analakely, Ankatso,...

- RouteDirection : Ny Route(zotra) anankiray dia tsy maintsy manana Direction anankiroa ohatra hoe Analakely-Anosy, Analakely-Itaosy,...

- Stop : Ireo fijanonana arrêt

- Segment : Sombin-dalana eo anelanelan’ny fijanonana (arret na stop) anankiroa

- SegmentTravelTime : Ny fotoana (moyenne) hanaovana ny stop (arrêt) anankiroa.

- RouteVariant : Ahitana an’ireo segments lalovan’ny Zotra, arakaraky ny fotoana

- Itinerary : Ahitana hoe aiza avy ny lalana arahin’ny zotra (route) anankiray

- Area : Faritra fijanonana lehibe izay hahitana stop (arrêt) maromaro, toy ny eo analakely ohatra.

Ireo table hafa mety ilaina fa apetraka eto fotsiny aloha :

* Category

* TerminalType

* VehicleType

* OperatingPoint

* SegmentType

- Sary mamintina azy (mety mbola misy hahitsy)

:model-ifg.png

- Rakitra DbDesigner : :transportpublic.xml

Fanefena ara-teknika :

Efa voatefy ihany koa ny Database ankehitriny, Sql Server 2000 no nanaovana azy, fa azo hovaina arakaraka ny filana ihany. Ny arsitektiora ny laminasa raha teo dia natao mba hahamora ny fanovana ny DataBase (noho ny fampiasana ny Interface IDAL). Ity ary ny sarin’ilay Database-tsika.

Andrana modely SQL Server 2000 : IFG Fitaterana :Database Sql Server 2000

 

ifgfitaterana/database.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43