GUI : Interface utilisateur

Ireto manaraka ireto ny prototype amin’ireo GUI azo ampiasaina. Marihina eto fa ny anisan’ny tanjona dia ny fahafahana manao interface utilisateur amin’izay teknolojia tiana hanaovana azy (client riche, client leger, smart, flash,...). Entanina ary iriana ny fanaovana interface manaraka Web 2.0, ao anatin’izany ny fampiasana ny AJAX.

Ireto ary ireo prototype :

 

ifgfitaterana/gui.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43