Andrana ara-teknika fiarahamiasa (Serasera-IFG), webservice DotNet sy Client Php.
- Ny rohy misy ny Web Services dia ity aloha : http://infogasy.org/ws/Service.asmx
- Rohy azo anaovana andrana ny Web Services : Soapclient
hapetraka ao amin’ny infogasy.org izany ireo tetikasa IFG rehetra.
Eto no anarahinao ny fivoaran’ireo Code Source.