Ny fikojakojana ny Wiki dia natao ato.
Nanova ny fomba fametrahana
commentaires. Natao milahatra mahitsy tsotra fotsiny ary tonga dia nampiana ery ambany ny formulaire hahafahana mandefa avy hatrany. Jereo ny
fanazavana —
fraz 2006/04/05 14:53
Nahitsy ilay user.module dia amin’izay na dia sady manindry an’ilay checkbox no mampiditra @serasera.org dia mbola mety foana —
hery 2006/04/02 10:31
Namboarina ny login-form, nampiana checkbox serasera.
Jereo eto ny fanazavana —
Lapino 2006/04/01 21:29
Nanampy
article.php3,
rubrique.php3, ary
forum/index.php sy
forum/viewtopic.php ao amin’ny infogasy.net/ mba hialana amin’ireo lien taloha tsy hita satria ireo lien ireo no niasa tamin’ny kinova taloha ny IFG —
fraz 2006/03/29 14:48