Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/8/88f56fb8af8583e21f2b334762ce08d1.xhtml failed

ISP (FAI)

Internet Service Provider na antsoina koa amin’ny teny frantsay hoe Fournisseur d’Acces Internet (na service) dia hilazana ireo orinasa izay miandraikitra ny fahafahana mijery Internet , ankoatr’izay anefa dia manome service samihafa koa izy ireo toy ny mail, page perso, fanarahana raha misy tsy mety sns.

Ohatran’ny tsy mety tsara angamba ny fanazavako azy fa azo hahitsy

 

isp.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43