Mba hahafahana mahazo site dynamika nefa tsy mampiasa rindrankajy mavesatra Java-tomcat no nahatonga an’ity eritreritra ity. Hita aloha izany fa ireo motera-na wiki ireo dia samy mitahiry ny pejy anaty rakitra lahatsoratra (fichiers textes), ary samy pejy iray ←–> rakitra iray. Ny tsy itovizany dia ny syntaxe.
Mba hanovana ny lahatsoratra jspwiki ho amin’ny dokuwiki izany, dia :
Misy programa kely efa nandramako ity, natao tamin’ny bash. Mampiasa betsaka ny baiko sed sy regexp. Natao pipeline lavabe ireo baiko sed isan-karazany, kanefa raha misy mahavoafehy script sed (na awk sns ...) dia tsara kokoa izay.
su <password> gedit /etc/sysconfig/i18n LANG="en_US.ISO-8859-1" SUPPORTED="en_US.ISO-8859-1:fr_FR.UTF-8:fr_FR:fr" SYSFONT="latarcyrheb-sun16"
Rehefa apetraka ao anatin’ny dokuwiki izy, dia ohatra an’ity no fivoakany: ilay fichier iso etsy ambany io