Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/a/a1b2b2fb313f365e7ece31f98ef704d8.xhtml failed

Kapila

Raha vao miteny hoe Kapila dia ao an-tsaina hoe zavatra fisaka. Otran’ireny Kapila (Disque) fiheno taloha ireny izao 33 na 45 tours dia Kapila no fiantso.

Ny Disque Dur dia antsoina hoe KapilaHenjana.

Ny CD sy DVD dia antsoina hoe KapilaManjelatra.

 

kapila.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43