Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/4/43ef4ffc17d3e12cf3a7e5a8e2c77313.xhtml failed

Kernel (Noyau)

Raha resaka systeme d'exploitation no resahana dia ny Kernel no tena atiny na motera mampihodina azy. Mandrindra ny fampiasana ny memoires, ny disque samihafa, ireo peripheriques maro be izy.

Tsy ampiasaina mivantana izy fa amin’ny alalan’ireo kirakira maro ety amboniny no hahafahana manome baiko azy. Anjarany no manantanteraka ny zavatra tokony ataony amin’ny baiko, ny mahafantatra hoe inona no ressources ampiasaina sy ny sisa.

Raha vao ao amin’ny Kernel no misy tsy mety dia matetika mijanona tsy azo ampiasaina intsony ny milina ka mila redemarrage mihitsy vao mety.

Azo tohizana

 

kernel.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43