Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/8/8b8387d953e4f45b8addb7444a2b036c.xhtml failed

Kirakira Java

Hahitana ireo kirakira samihafa manampy eo amin’ny fanamboarana sy fandrindrana lamin’asa. Kirakira maimaim-poana ny ankabeazany.

Tsy ho hary ho voatanisa eto daholo ireo kirakira rehetra izay maro dia maro tokoa sady maimaim-poana daholo fa ireo izay tena hita hoe miasa sy tena ilaina ihany angamba.

Manampy eo amin'ny fanamboarana sy fandrindrana

  • Maven - http://maven.apache.org/ : Fitantanana projet afaka hiandraiketany daholo ny fanaovana compilation, famoronana doc, rapport sy ny maro hafa . Eritrereto ohatran’ny hoe Ant fa nouvelle generation. Azo atao ny mampiaraka azy anaty IDE : jereo ny mevenide
  • TestNG - http://www.beust.com/testng/ : Nouvelle generation-na framework test unitaire. Fomba fijery hafa tsy tahakan’i JUnit noho ny fampiasaina Annotation. Manakaiky ny NUnit.
  • JUnit - http://www.junit.org/ : Test unitaire anisan’ny sangany eo amin’ny tontolon’ny Java. Aza adino koa ny Cactus ho an’ireo code any amin’ny serveur. Dia jereo koa ny framework test mifanaraka amin’izay ampiasaina ohatra hoe Struts(StrutsTestCase) na DbUnit ho an’ny SGBD fa matetika efa misy any ambadimbadika any.
  • Doclet - XDoclet - http://www.doclet.com/ - http://xdoclet.sourceforge.net/ : Doclet - Generateur mitsipona ireo marika apetraka amin’ny commentaires ao @ code source (ampiasain’ny JavaDoc). XDoclet moa dia fanitarana ny Doclet mampiasa ny @tags hahafahana mi-generer ireo classes EJB, mapping Hibernate sy ny maro hafa koa .
  • Version Control System : Afaka mampiasa cvs na svn (subversion) .

Environnement de developpement maimaim-poana

  • Eclipse - http://www.eclipse.org/ : IDE be mampiasa indrindra amin’izao fotoana izao eo amin’ny tontolon’ny Java. Misy plugin maro tsitaisa. Be mpanohana (ireo orinasa goavana io).

Librairie samihafa mety mahasoa

Ankoatran’ny ao amin’ny Jakarta izay maro dia maro tsy tambo isaina dia izay mety miasa sy tsy henoheno no aseho eto :

Samihafa

Hébergement

  • MyJavaServer : Gratuit - Kely aloha ny espace disque 5Mo fa azo hanandramana izay azo andramana eo. Moa mila manao rédemarrage ny serveur matetika. (Servlet 2.3, JSP 1.2, HSQLDB, InstantDB, SMTP,...)
  • Vision webhosting : Mandoa vola $3.99/month fa izany hoe mbola azo lazaina ho mora ihany (3Go ny disque). Tsy maintsy herintaona fara-fahakeliny.
  • MochaHost.com : Mandoa vola eo amin’ny $4.95 isam-bolana (1Go ny disque, 15Go ny bandwidth). Efa-bolana fara-fahakeliny.

Category Java

 

kirakirajava.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43