Ireo komandy Unix fitantanana fichiers

  • ls : mitanisa ireo fichiers sy repertoires anaty repertoire iray
  • cp: mandika (manao dika mitovy) fichier
  • mv: mamindra toerana na manova anarana
  • rm: mamafa
  • file: manome ny karazan’ilay fichier
  • find: mitady
  • ln: manamboatra rohy na hitsy (lien symbolique)

Mba ampio ohatra amin’ny komandy tsirairay izay afaka, dia ampio izay tsy ampy

 

komandyunixfile.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43