Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/e/e7d3a28f4d5c5ffab3ed8271a5c49b8c.xhtml failed

Fitantanana processus amin'ny Unix-Linux

Ny OS Unix saika multi-tache daholo, izany hoe afaka mandefa programa maro indray miaraka. Ireny programa mihodina ireny no atao hoe processus. Samy manana ny anarany izy, ary samy manana laharana ahafantarana azy antsoina hoe PID. Iray amin’izy ireny ihany no afaka ahazoanao tanana, izay eo amin’ny foreground, fa ny hafa dia any amin’ny background.

Ireto ireo komandy fitantanana processus fampiasa:

  • ps: manome ny lisitry ny processus mandeha. ohatra:
$ ps                            # manome lisitry ny processus
$ ps -ef | grep ikoto           # manome ireo processus alefan'ny mpampiasa ikoto
$ ps ux                         # manome ireo processus alefan'ny mpampiasa mandefa 
                                    # ilay baiko, miaraka amin'ny fampiasany CPU sy Memoire
$ man ps                        # manome ny manuel-n'ny baiko ps 
  • bg: mandefa processus iray ho any amin’ny background
  • fg: maka main amin’ny processus iray, izany hoe mametraka azy eo amin’ny foreground
  • top: manome ireo processus mampiasa processeur be indrindra, real-time. Ctrl + Z no mivoaka aminy
  • kill: mamono processus
  • term
  • killall: mamono processus sy izay miankina aminy

(Mba asio ohatra dia mba ampio izay tsy ampy)

 

komandyunixproc.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43