cat : mampiseho ny soratra ao anaty fichier texte iray manontolo
more : mampiseho soratra, asehony isaky ny pejy (isaky ny ecran)
less :
head : mampiseho ny andalana voalohany amin’ny fichier
tail : mampiseho ny andalana farany amin’ny fichier
grep, egrep : mitady teny na andian-teny anaty fichier texte. Ireo andalana misy an’ilay tadiavina no omeny
spell : manamarina ny tsipelin-teny anaty fichier iray, ary manome izay teny diso
ispell : manamarina ny tsipelin-teny amin’ny fomba interactif
sed : (
stream editor) fikirakirana lahatsoratra amin’ny andalam-baiko. Mety mampiasa betsaka
regular expression.
awk : kirakira ahafahana manao programa manao analyse ny texte ao anaty fichier
(Mba asio ohatra, dia mba ampio izay tsy ampy)