Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/7/728c2f8a443a3a426f665a9c11441f35.xhtml failed

Komandy fikirakirana rakitra misy lahatsoratra

  • cat : mampiseho ny soratra ao anaty fichier texte iray manontolo
  • more : mampiseho soratra, asehony isaky ny pejy (isaky ny ecran)
  • less :
  • head : mampiseho ny andalana voalohany amin’ny fichier
  • tail : mampiseho ny andalana farany amin’ny fichier
  • grep, egrep : mitady teny na andian-teny anaty fichier texte. Ireo andalana misy an’ilay tadiavina no omeny
  • spell : manamarina ny tsipelin-teny anaty fichier iray, ary manome izay teny diso
  • ispell : manamarina ny tsipelin-teny amin’ny fomba interactif
  • sed : (stream editor) fikirakirana lahatsoratra amin’ny andalam-baiko. Mety mampiasa betsaka regular expression.
  • awk : kirakira ahafahana manao programa manao analyse ny texte ao anaty fichier

(Mba asio ohatra, dia mba ampio izay tsy ampy)

 

komandyunixtext.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43