Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/d/d35c48771e7de005c8bfa56b02702c4a.xhtml failed

Inona no atao hoe LAMP

LAMP dia fanafohezana ny hoe Linux Apache MySQL PHP.

Matetika ireo fitaovana efatra ireo no be mpampiasa indrindra raha hanorina tranonkala noho izy mora ampiasaina ary vetivety ihany koa ny mametraka azy.

Matetika moa ny PHP no tena ampiasaina solon’ilay litera P fa azo atao ihany koa ny mampiasa Perl na Python.

Ny tombony amin’izy ireto indrindra ny PHP dia betsaka ireo ISP hahafahana mametraka ny sehatra tonga dia mahazaka azy avy hatrany.

 

lamp.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43