Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/e/e6e7e25e24491f35523cb1d43f1aef69.xhtml failed

Lesona Flash fanamboarana baolina IFG

Ity misy lesona flash iray, mampiseho fanamboarana baolina misy soratra INFOGASY mihetsika miakamidina. Macromedia Flash 8 no nanamboarana izany. Azonao hatao ny misintona ilay laharana andrana 30 andro ato: http://www.macromedia.com/cfusion/tdrc/index.cfm?loc=fr_fr&product=flashpro.

Tsindrio ity rohy ity raha hijery ilay lesona ianao

http://infogasy.net/media/lesona/ifgflash001.swf.html

Fanamarihana: amin’ny Internet Explorer no mandeha tsy misy olana ilay lesona flash. Namboarina tamin’ny ilay CamStudio io lesona io, dia mahagaga fa tsy mandeha amin’ny fitaovana malalaka. Raha misy mahita vahaolana ianareo (resaka attribut,balise,....), dia aza misalasala mametraka azy eto.

Adihevitra

Raha maka an’ilay modely nomen’i Hery tao amin’ny mailing list, raha andramana ohatra an’izao:

<OBJECT classid='clsid:D27CDB6E-AE6D-11cf-96B8-444553540000'
codebase='http://download.macromedia.com/pub/shockwave/cabs/flash/swflash.cab#version=6,0,0,0'
WIDTH='1025' HEIGHT='802'>
 <PARAM NAME='movie' VALUE='ifgflash001.swf'>
 <PARAM NAME='quality' VALUE='high'>
 <EMBED src='ifgflash001.swf' quality=high WIDTH='1025' HEIGHT='802' TYPE='application/x-shockwave-flash'
 PLUGINSPAGE='http://www.macromedia.com/go/getflashplayer'>
</EMBED> 
</OBJECT>

Lapino 2006/04/21 10:19

 

lesonaflash001.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43