Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/1/19cf3eab6a64bad298f0a41c8680db90.xhtml failed

02/05/2004 Mpanoratra : david_ccac

Logiciel Documentaire

Amin’izao taona arivo fahatelo izao dia mandroso tokoa ny teknolojia momba ny informatika. Tsy latsa-danja amin’izany ny momban’ireo trano famakiam-boky.

Amin’izao dia efa be dia tokoa ny logiciel momba ny famakiam-boky toy ny CDS-ISIS (Winisis)izay gratuit ka ny UNESCO no manome izany, ny BCDI ( izay azo lazaina fa mora ihany ary ny bibliotheque any Frantsa no be mampiasa azy, ny PAPYRUS sy ireo maro samihafa tsy voatanisa. Raha te ahafantatra bebe kokoa momba izany dia azo tadiavina ao @tranokala GOOGLE izany ka ny mots-cles ampiasana dia “logiciel documentaire”.

Izany hoe tsy maintsy mahay informatika aloha ireo mpitantana ireo tranom-boky, manaraka izany dia tokony mahalala tsara ny “norme de catalogage” momba ny documentation izay hitovizan’ireo logiciel documentaire ireo. Izany hoe tokony hiara hiasa akaiky ny informatisianina sy izy ireo. Ny mety dia tokony hisy association des documentaliste eto Madagascarizay hivondronan’ireo manana traikefa @ informatique documentaire mba hampandrosona ny resaka documentation.


Lahatsoratra

 

logicieldocumentaire.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43