Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/2/28e177260dd6224edd8d863a56809bba.xhtml failed

Ny MacOS dia OS mihodina amin’ny milina Macintosh vokarin’ny orinasa Apple.

Tamin’ny mbola tsy nisy afa-tsy andalam-baiko no fampiasana ny OS rehetra, dia efa nampiasa totozy sy GUI misy fenetres ny MacOS. Tsy miasa amin’ny andalam-baiko mihitsy izy, fa azo atao na izany aza ny mibaiko azy amin’ny alalan’ny programa amboarina amin’ny Applescript.

Noho ny fivoaran’ny Windows sy ireo solosaina PC anefa dia somary takona teo amin’ny tsena izy hatramin’ny kinova 9.2. Saingy miverina indray amin’izao miaraka amin’ny MacOSX, kinova vaovao nitondra fiovana maro.

 

macos.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43