Malware: Mal (ratsy), -ware (programa)
Ny malware dia programa izay natao ho amin’ny tanjona ratsy sy manimba. Misy karazany maro izy, ary tsy mitsahatra mitombo sy manavao fiady, ary mila fitandremana. Ireto ny sokajy mety ho hita:
Virus, Spyware na Adware, Trojan. Matetika voaresaka miaraka amin’ireny koa ny spam sy ny hoax.
Mba hisorohana na hitsaboana azy dia mampiasa logiciels toy ny antivirus, antispyware, sy Firewall