Mono dia plateforme Open Source manao ny asan’ny framework .Net. Ny tanjona dia hahafahana manodina sy manamboatra praogramma amin’ny plateforme rehetra toy ny Linux, Windows, ....
Ny nanamboarana ny Mono dia nanaraka ny standard ny ECMA dia ny ECMA-334 ho an’ny C# ary koa ny ECMA-335 ho an’ny CLI.