Ny zavatra tokony hatao voalohany angamba dia ny mitady milina afaka mampiasa php.
Azonao atao ohatra ny mitady mpampiantrano maimaim-poana hanandramana azy. Raha hanao andrana fotsiny ianao dia azonao ampiasana ny mijery amin’ity rohy manaraka ity izay afaka hanome lisitra ho anao:
http://www.0faute.com/heberge.htm
Mety ho azonao atao koa ny mampiasa
Webserver Finday anaty
pendrive ohatra, izay azonao ampiasaina any amin’izay ahitanao milina hiasana.