Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/e/ed21769d1eac9a3c9e9c29144bedf21a.xhtml failed

Mpampiantrano

Ny zavatra tokony hatao voalohany angamba dia ny mitady milina afaka mampiasa php.

  • Azonao atao ohatra ny mitady mpampiantrano maimaim-poana hanandramana azy. Raha hanao andrana fotsiny ianao dia azonao ampiasana ny mijery amin’ity rohy manaraka ity izay afaka hanome lisitra ho anao: http://www.0faute.com/heberge.htm
  • Azonao atao koa ny mampiditra fitaovana afaka mampiasa php ao amin’ny milinao. Ny fampiasako matetika dia EasyPHP
  • Mety ho azonao atao koa ny mampiasa Webserver Finday anaty pendrive ohatra, izay azonao ampiasaina any amin’izay ahitanao milina hiasana.
 

mpampiantrano.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43