Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/e/e962633688e29d8cc6ddfe26f07f22b2.xhtml failed

Ny MsDOS (Microsoft Disk Operating System) dia DOS novokarin’ny orinasa Microsoft. MsDOS no OS tena namidy niaraka tamin’ireo solosaina PC, ka lasa izy no tena fantatry ny besinimaro.

OS mahazaka mpampiasa tokana sy asa tokana izy, ary andalam-baiko no iasana aminy. Ny MsDOS 6.22 no kinova farany, fa nodimbiasan’ny Ms Windows tsikelikely izy taty aoriana.

 

msdos.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43