Multimedia mahalaza zavatra betsaka satria dia saika hita ao avoakoa ny haino aman-jery rehetra. Ahitana indrindra ny sary 2 na 3 rirana (2D sy 3D), ny feo (Audio) ary ny sarimihetsika (video). Nitondra fiovana lehibe teo amin’ny sehatry ny haino aman-jery ny teknolojia “numerique” noho ny fandrosoan’ny informatika. Nametraka olana anefa ny fichiers haino aman-jery noho izy ireny lehibe sy makadiry ka tsy maintsy afatratra (compression). Hovelabelarintsika misimisy kokoa ireo amin’ireto sokajy manaraka ireto:
Azo ho sokajiana toy izao ny multimedia :