Raha hijery vahaolana maika dia aza adino ny mijery ny FAQ .
: Ampiasain’ireo ISP (FAI) matetika hahafahana mitantana ny base MySQL. Fa azo ampiasaina tsotra ihany koa. Ny mahatsara azy dia multi-plateforme. Mila PHP. Matetika koa efa miaraka amin’ireo webserver finday toy ny EasyPHP
ohatra.
: Anisan’ireo mora ampiasaina sy tsara tokoa. Resaka synchronisation ohatra dia mora tokoa ny manao azy.