Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/f/ff6d84756dddf780c2a90f987ce66157.xhtml failed

Navigateur (Browser)

Matetika moa ny tiana resaha raha vao miresaka Navigateur dia navigateur internet (Web Browser). Izany hoe hitrandrahana ny zava-misy amin’ny fijerena Internet.

Ireo karazana navigateur

  • Lynx : Navigateur internet ampiasaina amin’ny ligne de commande (mode texte), ny soratra fotsiny izany no hita fa tsy mamoaka sary. Misy options maro azo hisafidianana araka izay ilaina.
  • Internet Explorer : Matetika ireo milina misy Windows rehetra dia misy azy ity avokoa. Tsara izy fa saika malaza ratsy eo amin’ny lafiny securite (hono). Hahazoana ireo Spyware matetika. Anisan’ny tsininy koa ny tsy manaraka tsara ny standard CSS (box model), fa inona hisy fanatsarana goavana amin’ny version 7.
  • Firefox : Navigateur maimaim-poana anisan’ny nalaza tampoka tato ho ato noho izy maivana sy mora ampiasaina nefa ihany koa miaro anao amin’ny ankapobeny tsy ho azon’ny fakam-panahy (tsy mampiseho ireo popup). Azo hitarina arak’izay hilaina azy.
  • Opera : Navigateur nandoavam-bola izy ity tany aloha tany fa noho ny tsenan’ny varotra dia lasa maimai-poana taty aoriana. Ny Support sisa no handoavam-bola.
  • Safari : Navigateur natao hampiasaina amin’ny Mac OS X indray ny Safari. Malaza hoe haingana kokoa noho ny Internet Explorer.
 

navigateur.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43