Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/b/b4d0f88699befd0b7fd08aa5fc288636.xhtml failed

NetBSD

NetBSD dia systeme d'exploitation libre notaritina avy amin’ny BSD UNIX ( Berkeley Software Distribution). Ny mampiavaka azy amin’ireo namany FreeBSD sy OpenBSD dia izy afaka mandeha amin’ny architecture materiel (plate-forme) maro dia maro tokoa. Efa ho 40 mahery. Raha manana milina tranaininainy na tsy dia fahita firy ireny dia azo andramana ny NetBSD.

Ny mampiavaka ny systeme BSD moa dia azo antoka, matanjaka ary mafonja izy ireo.

Rohy samihafa

 

netbsd.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43