OpenBSD dia systeme d'exploitation libre notaritina avy amin’ny BSD UNIX ( Berkeley Software Distribution). Miodina amin’ny karazana plate-forme maro izy toy ny i386, AMD , Sparc, Zaurus sy ny sisa. Ny mampiavaka azy ity indray dia ny resaka Securite ny azy no filamatra voalohany indrindra.