Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/9/9f5dbd9247f98f52de7de5007b19a237.xhtml failed

OpenOffice.org

OpenOffice.org dia suite bureautique libre, maimaim-poana ary licence LGPL no mitondra azy. Hafohezina amin’ny hoe OOo izy .

Toy izao ny tantarany : t@ voalohany dia StarOffice no anaran’i OpenOffice ary orinasa alema StarDivision no namokatra azy. Tamin’ny taona 1999 dia novidian’i Sun i StarDivision , version 5.1 ny StarOffice tamin’izay. Tamin’ny version 5.2 nivoaka dia nanapa-kevitra Sun fa omeny ny communaute Open Source ny code. Taorian’io dia lasa natao hoe OpenOffice.org ny anarany.

Arak’izany maha suite bureautique azy izany dia misy zavatra maromaro hita ao :

  • OpenOffice Writer izay sahala amin’ny Word
  • OpenOffice Calc izay sahala amin’ny Excel
  • OpenOffice Base izay sahala amin’ny Access fa mampiasa HSQLDB ny motera
  • OpenOffice Draw fanaovana sary

Rohy samihafa

Jereo koa

 

openoffice.org.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43