Arak’izany moa dia misokatra izany ny Code Source ho an’ny rindrankajy anankiray. Ny hevitra tena fonosiny dia ny hoe raha misy praograma iray, afaka vakiana, zaraina, ary ovaina ny code source dia haingana kokoa ny fivoarany sy ny kalitao entiny.