===== Open Source ===== Arak'izany moa dia misokatra izany ny **Code Source** ho an'ny [[rindrankajy]] anankiray. Ny hevitra tena fonosiny dia ny hoe raha misy praograma iray, afaka vakiana, zaraina, ary ovaina ny code source dia haingana kokoa ny fivoarany sy ny kalitao entiny. ===== Rohy samihafa ===== * Open Source Initiative : [[http://www.opensource.org/]] ===== Jereo koa ===== * [[GPL]]