Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/d/dd651b16ba40a8bcb8e1a81cfcee23e3.xhtml failed

Ny OS dia Operating System na ihany koa hoe Systeme d’Exploitation.

Ny OS no programa fototra, aina mampandeha ny solosaina. Izy no mitantana ny devices rehetra, ary izy koa no ihodinan’ny applis rehetra. Maro be ny karazana OS amin’izao fotoana izao, ary ho an’ny processeurs isaky ny karazany avy izy ireny.

Karazany efatra lehibe no azo tanisaina: UNIX, DOS, MacOS, hafa.

 

os.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43