Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/1/1f5607ea961e17c20254c37b5ab14b41.xhtml failed

Password (Mot de Passe)

Hilazana ireo teny mihafina na alahidy mba hiarovana zavatra iray.

Fitantanana Mot de Passe (Password Manager) maimaim-poana

  • KeePass: Open Source , fa amin’ny Windows ihany. Misy version Pocket PC koa. Tsaratsara pozy.
  • PassReminder : Mandeha amin’ny rehetra fa mila JVM. Tsara koa fa ohatran’ny somary elaela kely.

Fijerena Mot de Passe adino :

  • John The Ripper : Windows, UNIX, Linux, ... (Mahazaka be dia be mihitsy NT, MySQL, ...)
  • SnadBoy Revelation : Famakiana ireo mot de passe miafina anaty . Amin’ny Windows ihany izy ity no mandeha

Mot de Passe Administrateur Windows NT/2000/XP adino :

  • Ny tsotra sy haingana indrindra dia mampiasa Linux BootDisk. Booter-na amin’io ny milina dia arahina izay teneniny eo. Tsy misy roa minitra akory dia vita. Marihina fa hahafahana manova ny mot de passe izy ity fa tsy hoe fantatra ny mot de passe teo aloha.
  • Maka dump (mandika @ tahiry hafa) ny SAM (rakitra mitahiry ny mot de passe) dia miasa amin’iny avy eo. Afaka mampiasa pwdump2 na L0phtCrack dia rehefa azo ny dump dia afaka pasahana (cracker-na) amin’ny L0phtCrack ihany na John The Ripper ohatra. Ity indray dia azo avy hatrany mihitsy ilay mot de passe.
 

password.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43