Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/e/e6959fef26b2387705af5962f19ade75.xhtml failed

Ny PCI(Peripheral Component Interconnect) dia bus eo amin’ny reni-karatra izay ahafahana mametraka karatra fanitarana ny solosaina.

Misy karazany izy, 32 bits sy 64 bits, hafaingana 33 MHz sy 66 MHz. Amin’izany dia mandeha hatramin’ny 530 Mbps ny tosaka aminy.

Ao koa ny PCI-X izay 133 MHz ny hafaingany, mahatonga tosaka hatramin’ny 1 Gbps.
Ny PCI-Express indray dia bus kasaina hisolo ny PCI. Ny karatra grafika no efa manomboka mampiasa azy amin’izao.

Jereo koa\\

 

pci.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43