PHP alavaina amin’ny hoe Hypertext Preprocessor dia script miodina any amin’ny Serveur ary asisika anaty HTML. Hahafahana manamboatra Site Web dynamique izy. Anisan’ny be mampiasa indrindra raha eo amin’ny sehatry ny fanamboarana Site Web. Ny PHP mantsy maimaimpoana sady opensource.
Ny rohy ofisialy dia ito : http://www.php.net/
Hovelabelarina tsikelikely eto ambany ary ny momba ity php ity. Miaraka amin’ny ohatra vitsivitsy. Antenaina fa efa maharaka HTML kely ny olona hanaraka ity torohevitra ity.
Izay mahita afaka manampy