Fampiharana amin'ny alalan'ny ohatra

Ny fampiharana kely mety ho azo atao ary dia ny fanamboarana takelaka kely iray. Miainga amin’ny zavatra kely isika dia mety hivoatra tsikelikely eo ihany.

Ity hevitra ity dia niala avy ao amin’ny forum-n’ny IFG koa inoako fa hitombo tsikelikely eto izy rehefa iaraha-manao.

Ny fichiers rehetra mipetraka ato dia azonareo jerena ao amin’ny

http://vetso.free.fr/infogasy/fampiharana

Rehefa vita moa ny fampiharana rehetra dia atao ao anaty ZIP io dia azo alaina.

Fanoroam-pejy

 

php/fampiharana.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43