Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/8/8b2d3cba5d9f3818f57a92da70e741f1.xhtml failed

Pixel: (←Picture Element)

Ny pixel no singa kely indrindra mamorona sary. Toy ny efamira kely miloko izy, ary marobe mitandahatra ho andalana sy tsanganana toy ny manao mitabe no miaraka ka lasa sary no fahitantsika azy.

 

pixel.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43