Araka ny hita ao amin’ny Distribution dia ilaina ny RescueCD hitsaboana sao misy virus ,na simba ny disque na mijery koa sao simba ny RAM. Azo ampiasaina ihany koa izy atao fanaovana recuperation n’ireo donnees sy ny maro hafa. Matetika ny RescueCD dia bootable, izany hoe hahafahana mamelina avy hatrany ny milina.