Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/7/74aa5488de044f8849213db07d4ab1ed.xhtml failed

Rescue CD

Araka ny hita ao amin’ny Distribution dia ilaina ny RescueCD hitsaboana sao misy virus ,na simba ny disque na mijery koa sao simba ny RAM. Azo ampiasaina ihany koa izy atao fanaovana recuperation n’ireo donnees sy ny maro hafa. Matetika ny RescueCD dia bootable, izany hoe hahafahana mamelina avy hatrany ny milina.

Ohatra amin'ireo RescueCD tena malaza

Rohy samihafa

  • Ireo karazany rehetra : LiveCD
 

rescuecd.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43