Hahitana ireo rindrankajy fikirakirana feo fampiasa na ho an’ny daholobe na ho an’ireo mati-hanina (izao moa no fanoratra azy ?)
Maro dia maro izy ireo ary matetika efa miaraka amin’ny systeme avy hatrany. Ohatra vitsivitsy izay tena fampiasa sy miavaka :
Windows
*NIX
http://www.adobe.com/products/audition/main.html : fikirakirana feo.
: rindrankajy fikirakirana partition sy fanaovana arrangement. Misy maromaro ny vokatra an’ny Cakewalk http://www.cakewalk.com, misy ho an’ny DJ, mpitendry gitara, sns ...
- http://www.audiograbber.com-us.net/ (freeware). Malaza famadihana CD (WAV) ho lasa MP3.... Mba fenoy azafady
Notsiponina tao @ forum wanadoo dieny mbola tsy voafafa tao fa izay afaka mandrindra miankina @ sokajy misy azy avy izay afaka manao izany fa tsy dia talenta loatra mantsy
Tokony asiana Wiki Fitaovana Fikirakirana Feo koa ngamba