Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/d/d838d1cdafb31df8630250f78a4b39bf.xhtml failed

Fikirakirana feo

Hahitana ireo rindrankajy fikirakirana feo fampiasa na ho an’ny daholobe na ho an’ireo mati-hanina (izao moa no fanoratra azy ?)

Famakiana feo

Maro dia maro izy ireo ary matetika efa miaraka amin’ny systeme avy hatrany. Ohatra vitsivitsy izay tena fampiasa sy miavaka :

Windows

*NIX

Fanovana - Fanamboarana

Fanaovana mozika

  • CakeWalk Home Studio :win: : rindrankajy fikirakirana partition sy fanaovana arrangement. Misy maromaro ny vokatra an’ny Cakewalk http://www.cakewalk.com, misy ho an’ny DJ, mpitendry gitara, sns ...

Ripper ( Famadihana ireo feo amin'ny CD ho lasa format hafa)

Rindrankajy fampiasan'ny mati-hanina

... Mba fenoy azafady

Samihafa

Notsiponina tao @ forum wanadoo dieny mbola tsy voafafa tao fa izay afaka mandrindra miankina @ sokajy misy azy avy izay afaka manao izany fa tsy dia talenta loatra mantsy :-)

  • Steinberg (CUBASE SX 3 ) ?
  • Magic
  • Ableton
  • Sonar
  • Partition deLuxe
  • Propellerhead Reason 2.5 (Arrangement (studio virtuel))
  • Melody Assistant
  • Harmony Assistant
  • Omer
  • Virtual singer (editeur-na karaoke, scan partition, liste accord guitare...)

Tokony asiana Wiki Fitaovana Fikirakirana Feo koa ngamba


Feo

 

rindrankajyfikirakiranafeo.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43