Misy sokajy samihafa hita ao anatiny ka ireto avy izany :
: Fikirakirana image vectorielle mampiasa format standard SVG (Scalable Vector Graphics) an’i W3C. Mitovy asa amin’ny Illustrator na CorelDraw.
: Mandeha amin’ny Windows. Rindrankajy tena fampiasan’ny maty hanina indrindra, maimaim-poana raha tsy ampiasaina itadiavam-bola.1. Open Source
: Sady visualiseur no convertisseur. Afaka manao asa bambaray (traitement batch). Mandeha amin’ny plateforme rehetra.
: Izay afaka hampiasaina GNOME rehetra (Namboarina tamin’ny framework .Net amin’ny Linux : Mono).2. Freeware