Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/a/a3156a4c7deb6f6240c056202b85595c.xhtml failed

Rindrankajy fanamboarana sy fikirakirana sary maimaim-poana

Misy sokajy samihafa hita ao anatiny ka ireto avy izany :

Fanamboarana sary

  • The GIMP :free: :win: :tux: :mac: : Fikirakirana sary rehetra. Mitovy asa amin’ny PhotoShop na FireWorks.
  • Inkscape :free: :win: :tux: :mac:: Fikirakirana image vectorielle mampiasa format standard SVG (Scalable Vector Graphics) an’i W3C. Mitovy asa amin’ny Illustrator na CorelDraw.
  • Sodipodi :free: :win: :tux: :mac:: dessin vectoriel (plateforme rehetra).

Fanamboarana sy fikirakirana sary 3D

  • Maya PLE (Maya Personal Learning Edition) :free: :win: : Mandeha amin’ny Windows. Rindrankajy tena fampiasan’ny maty hanina indrindra, maimaim-poana raha tsy ampiasaina itadiavam-bola.
  • Blender :free: :win: :tux: :mac:: Mandeha amin’ny plateforme rehetra.
  • POV-Ray :free: :win: :tux: :mac:: Mandeha amin’ny plateforme rehetra ihany koa.

Fijerena sy fitantanana sary (viewer)

1. Open Source

  • XnView :free: :win: :tux: :mac:: Sady visualiseur no convertisseur. Afaka manao asa bambaray (traitement batch). Mandeha amin’ny plateforme rehetra.
  • F-Spot :free: :tux: : Izay afaka hampiasaina GNOME rehetra (Namboarina tamin’ny framework .Net amin’ny Linux : Mono).
  • KimDaBa :free: :tux:: Haingana dia haingana eo amin’ny fitadiavana sary.
  • imgSeek :free: :win: :tux: :mac:: Afaka hanamboara album HTML. Mandeha amin’ny plateforme rehetra

2. Freeware

  • Picasa :free: :win:: Mandeha amin’ny Windows ihany. Manamora ny fitadiavana sary. Google no nanamboatra azy.

Fametrahana na fitahirizana sary en ligne

  • Flickr :free: (hita tao amin’ny serasera.org, jereo ato ny fanazavana)

Sary

 

rindrankajyfikirakiranasary.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43