Ny dikan’ny hoe Rohy raha ny henoko dia hoe Lien
Fanazavana (hery) Ny link (anglisy) na lien (frantsay) dia afaka midika hoe Fatotra, fehy, geja, ary lavidavitra kokoa rojo... fa ilay rohy no hitako mahafehy azy indrindra. Fatotra : lava loatra Fehy, geja, rojo : mitory fanandevozana Rohy : kosa dia midika fifamatorana (reciprocity)... izay anisan’ny maha web ny web.