**RTN** Pejy Wiki ahitana ireo blaogiko miresaka informatika sy zavatra hafa ihany koa: - **Blaogy** : [[http://voromailala.blaogy.com/]] Ahitana ireo asa soratra Malagasy izay nataoko. - **RTN MSN Spaces** : [[http://msrtn.spaces.live.com/]] resadresaka manodidina ny informatika. - **RTN TEATRA** : [[http://teatragasy.blogspot.com/]] Ato no hiresahako ny momba ny teatra. - **RTN ASASARY** : [[http://asasary.blogspot.com/]] Mirakitra ireo asasary nalaiko tesy sy tero.